Please turn JavaScript on

Newsmada

Click on the "Follow" button below and you'll get the latest news from Newsmada via email, mobile or you can read them on your personal news page on this site.

You can unsubscribe anytime you want easily.

You can also choose the topics or keywords that you're interested in, so you receive only what you want.

Newsmada title: Newsmada

Is this your feed? Claim it!

Publisher:  Unclaimed!
Message frequency:  4.91 / day

Message History

Tsy nahita fahombiazana tamin’ny fifaninanana “tir de précision” i Tendry Fitia, solontenan’i Madagasikara. Raraka teo amin’ny fihodinanana voalohany izy. Tafita amin’ny dingana manaraka kosa ny ekipa malagasy, tamin’ny lalao olon-telo miaraka.

Notontosaina nanomboka ny sabotsy teo, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, “Mon­dial”, taranj...


Read full story

Faritra faha-18 nanatanterahan’ny antoko Mala­gasy miara-miainga ny fikaonandoham-paritra ny tany Menabe ny herinandro teo. Nambaran’ny filoha na­sionaly, Andrianainarivelo Hajo, fa fom­ba roa ihany no ahazoana vokatra. « Anisan’iza­ny ny fandaminana sy ny fandrindrana ny fomba fiasa. Antoka hahavitana ny tokony atao sy hanatrarana tanjona ireo. Mila ma­zava ny andraikitry ny...


Read full story

Nifarana teo amin’ny fihodinana faharoa, ny dian-dRandrianjohany Alice, tamin’ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja judo, izay natao tany Tashkent ity. Ao amin’ny sokajy vehivavy, “juniors” -78, no misy an’ity Malagasy ity. Tsy nitsanga-menatra ny tenany, nandritra ity fifanintsanana iraisam-pirenena ity, satria dia nandavo ilay tompondakan’i Afrika, Ibra...


Read full story

Nitondra vokatra tsara ho an’ny Malagasy ny sekoly sady klioba baolina kitra, Ajesaia, nandritra ny fifaninanana ho an’ireo sokajy zandriny, U13 sy U15, izay natao tany Maurice, ny 14-15 novambra lasa teo. Nahazo amboara telo tany an-toerana izy ireo, satria sady nisy mpilalao mendrika, nahazo laharana voalohany ny U15 ary faharoa kosa ny U13. Manoloana izany, noraisin’ny Fil...


Read full story

Manodidina ny 220 ireo olona tonga nanao fitiliana an-tsitrapo ny tsimokaretina VIH/Sida teny amin’ny oniversiten’Antananarivo, ny faran’ny herinandro teo. Nahatsapana fa liana ny tanora ny amin’ny fahafantarana ny toe-pahasalamany. Tsy nisy ny tranga vaovao hita tamin’ireo olona nanaovana fitiliana.

Notanterahina tany Mahajanga, ny faran’ny herinandro teo, ny hetsika ...


Read full story